Ny Nepal Bhasa (नेपाल भाषा, fantatra Newah Bhaye sy Newari) dia anisan'ny fiteny manjaka any Nepal. Voasokajy ao amin'ny fiteny Sino-tibetana io fiteny io, fa soratana amin'ny fanoratana devanagari. Ny ankabeazan'ny olona miteny Newar dia ny foko Newar, miaina ao amin'ny lohasahan'ny Katmandu, voanjadian'ny fiteny indo-eoropeana io fiteny io na dia fiteny sino-tibetana aza.

Faits en bref Nepal Bhasa, नेपाल भाषा ...
Nepal Bhasa
नेपाल भाषा
Tenenina any Nepal, India, Bhutan
Region Azia atsimo
Total speakers 800 000 eo ho eo
Language family
  • Nepal Bhasa
Writing system Devanagari, Kutakshari script, Ranjana script, Prachalit script, Brahmi script, Gupta script, Bhujimol script, Golmol script
Official status
Official language in  Nepal
Regulated by Nepal Bhasa Academy, Nepal Bhasa Parishad
Language codes
ISO 639-1 None
ISO 639-2 new
ISO 639-3 new
Fermer

Jereo koa

  • fiteny Nepali
  • Nepal
    • Katmandu

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.