Ny fiteny maraty (anarana teratany: मराठी Marāṭhī) dia iray amin' ireo fiteny indô-ariana, sapan' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Misy olona miisa 75 tapitrisa any ho any no miteny maraty any India, indrindra ao amin' ny fanjakan' i Maharashtra sy Goa. Ny fiteny maraty dia iray amin' ireo fiteny ôfisialy any India ary iray amin' ireo fiteny malaza indrindra eto amin'izao tontolo izao.[1]
Rohy ivelany
Wikiwand in your browser!
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.