From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny ôskô-ômbriana na fiteny sabelika dia sampan' ny vondrom-piteny italika ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Ireto ny fiteny ôskô-ômbriana, izay ahitana fiteny tsy misy mampiasa intsony, dia: ny fiteny ôska sy ny fiteny ômbriana ary ny fiteny maro hafa koa toy ny fiteny samnita, ny fiteny marsa, ny fiteny marokina, ny fiteny peligniana, ny fiteny vestiniana, ny fiteny sabina, ny fiteny ekiana, ny fiteny vôlska, ny fiteny pikena atsimo, ny fiteny lokaniana.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.