Fiangonana Ôrtôdôksa Rosiana

From Wikipedia, the free encyclopedia

Fiangonana Ôrtôdôksa Rosiana

Ny Fiangonana Ôrtôdôksa Rosianana Patriarkatan' i Môskoa dia ny fahefana kanônika aotôkefalin' ny Fiangonana Ôrtôdôksa any Rosia sy an' ny ampahany amin' ny Diaspôra rosiana. Atao hoe Русская православная церковь / Russkaja pravoslavnaja cerkov na Московский патриархат / Moskovskij patriarkhat izy amin' ny teny rosiana. Ny lohan' ilay Fiangonana dia mitondra ny anaram-boninahitra hoe "Patriarka an' i Moskoa sy Rosia Manontolo". Ny fonenany dia ao amin' ny Mônastera Danilov ao Môskoa. Ny tompon-toerana hatramin' ny 27 Janoary 2009 dia ny patriarka Kirill.

Thumb
Katedraly Bazily Olon-tsambatra (rosiana: Собор Василия Блаженного)
Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.