Fiainana Ao amin' i Kristy

From Wikipedia, the free encyclopedia

Remove ads

Ny Fiainana Ao amin' i Kristy (izay hafohezina amin' ny hoe FAK na FAAK) dia fiangonana kristiana eto Madagasikara, ao amin' ny firehana evanjelika pentekôtista, izay naorin' ny pastora Jules Randrianjoary. Maty tamin' ny 04 Nôvambra 2017 ity pastora mpanorina ity. Anisan' ireo ataon' ny Malagasy sasany hoe fiangonana zandriny ny FAK.

Jereo koa

Rohy ivelany

"Les pionniers du pentecôtisme à Madagascar (4) : Jules Randrianjoary", Le Blog de Bernard Boutter (10 juin 2015)

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads