From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny mikraoskaopy na fanitajery na mikrôskôpy (avy amin' ny teny grika taloha: μικρός, mikrós, "kely" sy σκοπεῖν, skopeîn, "azo jerena" na "mahita") dia fitaovana laboratoara ampiasaina handinihana ireo zavatra kely loatra ka tsy hitan' ny maso mitanjaka. Ny mikrôskôpia dia ny siansa amin' ny famotopotorana zavatra kely sy rafitra mampiasa mikrôskôpy. Ny mikrôskôpika dia midika hoe tsy hitan' ny maso raha tsy ampiana mikrôskôpy.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.