From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny famonjena dia ny fiarovana na fanafahana na fanavotana ny fanahin' ny olombelona amin' ny fahotana sy amin' ny vokatr' izany mba hahafahany ho velona mandrakizay fa tsy hovoaheloka mandrakizay. Ny famonjena dia heverina fa vokatry ny fahasoavan' Andriamanitra (azon' ny olona tsy mendrika izany), na vokatry ny safidy malalaka sy ny ezaky ny olona samirery (azon' ny olona noho ny fahamendrehany), na vokatry ny fikambanan' ny fahasoavan' Andriamanitra sy ny ezaka ataon' ny olombelona. Tsy mitovy ny fiheveran' ny fivavahana samihafa ny atao hoe famonjena. Atao hoe sôteriôlôjia ny teôlôjian' ny famonjena.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.