Eisleben
From Wikipedia, the free encyclopedia
Remove ads
I Eisleben dia tanàna any Alemaina, ao amin' ny faritr' i
Sachsen-Anhalt, 33 km andrefan' i Halle (Saale). Lutherstadt Eisleben no anarany ôfisialy. Ity tanàna ity, izay nandroso vokatry ny fananany toerana fitrandrahana varahina nandritra ny taonjato maro, dia fantatra indrindra amin' ny maha toerana nahaterahan' i Martin Lotera azy. Tsaroana ity mpanavao fiangonana (refôrmatôra), tsy noho ny trano nahaterahany sy ny trano nahafatesany, fa koa noho ny fisian' ny trano fiangonana Masindahy-Petera-sy-Masindahy-Paoly izay nanaovana batisa azy tamin' ny taona 1483, ny trano fiangonana Masindahy-Andrea izay nitoriany teny farany, ary i Marktplatz izay nananganana ny sarivongany tamin' ny taona 1883.

| Eisleben | ||
| Velarantany | 143,94 km2 | |
| Isan'ny mponina | 22 639 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | Carsten Staub | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | Sachsen-Anhalt | |
| Faritany | NC | |
| Faritra | NC | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Eisleben | |
Remove ads
Jereo koa
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Remove ads
