From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny divay dia zavapisotro misy alkaola azo avy amin' ny fanotrehana ny voam-boaloboka. Maro karazana ny divay, ka antony maro no miteraka izany, dia ny toerana nanirian' ny voaloboka sy ny karazam-boaloboka ary ny fomba fanotrehana azy. Mety hiloko mena na mavokely na tsy miloko sahala amin' ny rano madio ny voaloboka. Mety ho mamimamy na tsy ahatsapana tsiro mamy mihitsy ny divay. Ny divay sasany mety handroatra be fa ny sasany mety tsy handroatra mihitsy. Araka ny famaritana eorôpeana dia tsy latsaka ny 8,5 % ny alkaola ao amin' ny divay.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.