Remove ads
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Britanika, izay antsoina amin' ny teny anglisy hoe Britons na Britishers, dia olom-pirenena na teratany any amin' ny Fanjakana Mitambatra, sy any amin' ny fizaràn-tany miankina amin' ny Satroboninahitra (anglisy: Crown dependencies) sy ny fizaràn-tany britanika any ampitan-dranomasina, ary koa ny taranak' izy ireo.
Niaritra fananiham-bohitra nandritra ny taonjato maro i Britaina Lehibe ka izany dia nanova ny tagaron' ny mponina ao aminy. Ara-tantara, ny Bretôna dia mponina teratany tany Britaina Lehibe izay nonina tany atsimon' ny Firth of Forth.
Amin' ny heviny miitatra, ny teny hoe "Britanika" dia azo ampiasaina koa mba hilazana ny mponin' ireo nosy britanika, izany hoe i Britaina Lehibe sy i Irlandy.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.