From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Bôbô dia vahoaka any Afrika Andrefana monina indrindra any avaratra-andrefana amin' i Borkina Fasô sy ao Maly. Ny anaran'ny tanànany dia i Bobo-Dioulasso – anarana nomena tamin' ny taona 1904 - izay midika hoe "tranon' ny Bôbo-Diola". Ny Bôbô, tsy toy ny ankamaroan' ny vahoaka hafa ao Borkina Fasô sy Maly, dia tsy misy fahefana ara-pôlitika manana foibe.
Ny fitenin' izy ireo dia ny fiteny bôbô (na bômo), fiteny gora izay tombanana ho 158 000 ny isan' ny mpiteny azy. Manodidina ny 102 000 no voaisa tao Maly nandritra ny fanisam-bahoaka tamin' ny taona 1976 ary 56 000 tany Borkina Fasô tamin'ny taona 1991.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.