Antipapa
From Wikipedia, the free encyclopedia
Remove ads
Ny antipapa dia olona nisahana ny andraikitry ny papa sady nitondra ny anaram-boninahitra heo "papa" nefa ny nahatongavany teo amin'io toerana io dia tsy heverin'ny Fiangonana katôlika ho ara-dalàna. Indraindray dia sarotra ny manavaka ny antipapa sy ny tena papa, sahala amin'izay nitranga teo amin'i Leo VIII sy i Benedikto V izay samy nitonon-tena hoe "papa". I Hipolito avy any Roma, izay nifanohitra amin'i Kaliksto I, no heverina fa antipapa voalohany teo amin'ny tantara.
Wikiwand in your browser!
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.
Remove ads