From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny angôvo fosily dia angôvo alaina avy amin' ny vato avy amin' ny fôsilizasiônan' ny zavamananaina: solitany sy etona natoraly ary arintany. Izy ireo dia zava-bitsy eto an-tany raha oharina amin' ny angôvo sasany azo havaozina toy ny rivotra, ny angôvo hidirôlika sns. Rehefa dorana ireo vato ireo, dia manome etona mampafana ny rivotra.
Nandritry ny vanim-potoana jeôlôjika, latsaky ny 1 % amin' ny zavamananaina (biômasy) monja no tototra any ambanin' ny tany; na nipetraka any amin' ny fanamban' ny farihy sy ny ranomasina. Nilentika any amban' ny tany izy ireo ary niova ho kerôzenina, ary avy eo lasa fandoro fôsily: solitany, etona natoraly na arintany.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.