Weser
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Weser dia renirano mamakivaky ny faritra iva avaratr'i Alemaina. Avy amin’i Hann.Münden ny anarany, izay ahitana ny reniranon’i Werra sy Fulda, loharano lehibe roa.
Ny Weser dia mikoriana mankany amin'ny Ranomasina Avaratra.
Halavany: 451,4 km (miaraka amin'i Werra 751 km)
Tanàna lehibe kokoa: Bremen sy Bremerhaven