From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny volombato na savoronala dia fitambarana zavamananaina izay vokatry ny fiaraha-miaina maharitra eo amin' ny karazana holatra sy sela bitika maro, manana famaitso.
Ny savoronala dia mamorona fitaovam-pitomboana ka ny 90 % amin' izany dia avy amin' ny holatra thallus, izay mivoatra tsikelikely eny ambonin' ny tohana isan-karazany (vato, hazo, sns), ao anatin' izany koa ny tontolo misy olana (haintany, hafanana ambony, sns.).
Nanomboka tamin' ny taona 2011 no mankaty, maro ny fikarohana no naneho fa ny fiaraha-miaina ao amin' ny savoronala dia misy mpiara-miombona antoka maro (kavingy, bakteria, prôtista, viriosy).
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.