VoayFrom Wikipedia, the free encyclopedia Ny Voay dia biby mandady izay miaina anaty rano amin' ny faritra trôpikaly any Afrika, Azia, Amerika ary Aostralia. Crocodylinae no anarany ana-tsiansa. Voay
Ny Voay dia biby mandady izay miaina anaty rano amin' ny faritra trôpikaly any Afrika, Azia, Amerika ary Aostralia. Crocodylinae no anarany ana-tsiansa. Voay