From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny voajabo na voanketsihetsy na voazavo (Citrullus lanatus) dia karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Cucurbitaceae sy ny anaran' ny voankazo azo hanina. Zavamaniry sahala amin' ny voaloboka mihodinkodina sy mitongilana izy io, voankazo volena maneran-tany, misy karazany maherin' ny 1000.
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Watermelons in Madagascar |
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.