54°41′N 25°17′E

Vilnius
- Thumb
Thumb
Velarantany401 km2
Isam-ponina569,902 mponina
Tanànan-dehibe847,954 mpo.
Ben'ny tanànaVilius Navickas
FirenenaLitoania
FaritanyNC
FaritraNC
Thumb

Vilnius dia renivohitr'i Litoania. Tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2000, ny isam-poniny dia 569.902 mponina (2021).

Vilnius no toeran'ny Arsidiôsezin'i Katolika Romana ao Vilnius ary, miaraka amin'ny Oniversite Vilnius naorina tamin'ny 1579, dia iray amin'ireo tanàna oniversite tranainy indrindra any Eoropa.

Toerana

Ao amin'ny faritra be havoana misy ala any atsimoatsinanan'i Litoania eo am-bavan'ny Reniranon'i Vilnia sy Neris, eo amin'ny 40 km miala ny sisintanin'i Belarosiana no misy ny tanàna.

Tanàna ao Litoania

Alytus - Klaipėda - Kaunas

Rohy ivelany

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.