Ny varotra dia hetsika, rafitra na fomba fahazoana vola amin' ny alalan' ny fifanakalozana entana na raharaha amin' ny hafa.

Antsoina business izay fikambanana ka orinasa izay manome entana, raharaha, na izy roa, ho an' ny mpividy. Mihazakazaka ny business amin' ny toekarena kapitalista, samy manana ny tompony izy ireo ankoatran' ny fanjakana ary ny amoronana business dia hahafahana mahazo vola hampanan-karena ny tompony.

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.