From Wikipedia, the free encyclopedia
I Var dia departemanta frantsay ao amin'ny faritra Provence-Alpes-Côte d'Azur. Ny renivohitr'ilay departemanta dia Toulon. Ny anaran'ilay departemanta dia avy amin'ny renirano Var mamaritra ny sisintany atsinanana taloha fa tsy ankehitriny intsony. Ny departemantan'i Var irery no mitondra anarana zavatra tsy ao amin'ny taniny. Ny kaody INSEE ary ny kaodim-paositra ho an'i Var dia 83.
Var | |
| |
Firenena | Frantsa |
Velarantany | 5 973 km2 |
Isam-ponina | 995 934 mpo. |
Hakitroka | — |
Renivohitra | Toulon |
Ben'ny faritany | Horace Lanfranchi |
Var dia departemanta ao Frantsa. Ny renivohiny dia Toulon. Ny isam-poniny dia 995934 mponina.
Ny faritr'ora dia GMT+1.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.