![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9c/Tigris-Australia_location_New_South_Wales.svg/langmg-640px-Tigris-Australia_location_New_South_Wales.svg.png&w=640&q=50)
Valesa Atsimo Vaovao
From Wikipedia, the free encyclopedia
Valesa Atsimo Vaovao (amin'ny fiteny anglisy : New South Wales izay afohezina hoe NSW) dia fanjakana ao Atsinanan'i Aostralia. Ny faritany manodidona azy dia Queensland, Victoria, ary Aostralia Atsimo. Ny renivohi-paritany dia Sydney izay tanàna be mponina indrindra ao amin'ilay faritany ary ao Aostalia. Ny isam-ponina dia 7,23 tapitrisa mponina izay 34,5%-n'ny isam-ponin'i Aostralia.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9c/Tigris-Australia_location_New_South_Wales.svg/640px-Tigris-Australia_location_New_South_Wales.svg.png)