Valantsa
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Valantsa (València amin'ny fiteny valentsiana, Valencia amin'ny fiteny Espaniola) dia tanàna any Espaina, any antsinanana ao espaina, voaforon'i Junius Brutus Callaicus ny tanànan'ny Valentsa tamin'ny 138 AJK ny anarany tamin'io fotoana io dia Valentia Edetanorum, ny renirano Turia no miampita ny tanàna.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
Valantsa
| |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 805,304 mpo. mponina | ||
Tanànan-dehibe | 805,304 mpo. | ||
Ben'ny tanàna | Joan Ribó | ||
Firenena | NC | ||
Faritany | NC | ||
Faritra | NC |