![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/7/7c/Namoroka_Tsingy.jpg/640px-Namoroka_Tsingy.jpg&w=640&q=50)
Valan-javaboarin' i Namoroka
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Valan-javaboarin' i Namoroka na fantatra koa amin' ny hoe Valan-javaboarin'ny Tsingin' i Namoroka, dia valan-javaboary malagasy ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i Madagasikara, ao amin' ny faritanin' i Mahajanga, ary ao amin' ny Distrikan' i Soalala. Manana velarana 220,71 km2 ity valan-javaboary ity.
![]() |
Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010) Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity. |
Valan-javaboarin'i Namoroka | ||
Toerana | Avaratra andrefan'i Madagasikara | |
Tanàna akaiky | Soalala, Mahajanga | |
Velarana | 220.71 km² |
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/7/7c/Namoroka_Tsingy.jpg/640px-Namoroka_Tsingy.jpg)