Tômasy
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Tômasy na Tômà dia anisan' ny mpianatr' i Jesoa roa ambin' ny folo lahy. Izy ilay mpianatra tsy nino ny fahafatesan' i Jesoa ka nila nitsapa ny lanivoany. Atao hoe Δίδυμος / Didymos na Θωμᾶς / Thomas izy izy amin' ny teny grika izy amin' ny teny grika.