![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/d/dd/Infinity_symbol.svg/langmg-640px-Infinity_symbol.svg.png&w=640&q=50)
Tsiefa
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny tsiefa (soratana amin'ny soratra ∞) dia habetsaka tsy misy fetra na tsy misy fifaranana amin'ny matematika na amin'ny fizika. Samy manana ny heviny mikasika ny tsiefa ny olombelona.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/d/dd/Infinity_symbol.svg/320px-Infinity_symbol.svg.png)
Amin'ny matematika, heverina fa isa lehibe (iray miliara, iray biliôna, iray biliara...) ny tsiefa (i.e. raha mandrefy izy na manisa : « isa miditra tsiefa ») kanefa karazan'isa samihafa amin'ny isa voatsapa.