From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny tsaoka dia karazana vatosokay maivana, fotsy na fotsifotsy, malemy, misy hirika maro sy tantera-drano, ary madio saika tsy ahitana afa-tsy karibônetra-na kalsiôma CaCO3 (90 % na mihoatra) sy tanimanga kely na mineraly hafa. Miforona avy amin' ny sisa tavela amin' ny zavamananaina an-dranomasina mafana sy marivo toy ny lomotra planktôna, miampy sombiny miovaova avy amin' ny fôraminifera sy kôkôlita. Miovaova ny hamafiny sy ny firafiny. Matetika dia ahitana tsaoka ny sosona kretasea (avy amin' ny teny latina hoe creta, "tsaoka").
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.