Tontolo Atsinanana
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Tontolo Tatsinanana na ny Atsinanana dia ny faritra ara-jeôgrafia sy ara-kolontsaina rehetra ao atsinanan' i Eorôpa, izaty ahitana:
- ny Atsinanana Akaiky (faritr' i Azia sy Afrika mahafaoka ny firenena rehetra ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' ny faritra mediteraneana. Atao hoe Ampiposahana koa izany;
- ny Atsinanana Afovoany izay manondro ihany koa ny faritra rehetra voafaoka ao Atsinanana Akaiky, avy any amin' ny Ranomasina Mediteranea hatrany Iràna;
- ny Atsinanana Indrindra izay tsy inona fa ny firenena rehetra ao Azia manamorona ny Ranomasimbe Pasifika.
Wikiwand in your browser!
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.