Ny fiteny romaniana na fiteny romanianina dia teny ôfisialin' i Romania. Io fiteny io dia avy amin' ny teny latina (fiteny indô-eorôpeanina). Misy olona 24 tapitrisa no miteny romaniana, indrindra any Romania (limba română / 'limba ro'mɨnə/) sy any Môldavia (limba moldovenească / 'limba mol'doveněaskə/). Atao hoe limba română / 'limba ro'mɨnə/ na româneşte /ro'mɨneʃte/ izy amin' ny teny romaniana.

Avy amin' ny fiteny latina ny 80 % amin' ny voantenin' ny fiteny romaniana. Misy 60 na 300 eo ny voanteny avy amin' ny fiteny tirasy. Misy 10 na 15 % eo no avy amin' ny fiteny slava (rosiana, pôlôney sns.)

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.