From Wikipedia, the free encyclopedia
Tendrombohitra Ôlimpôsy na Tendrombohitra Ôlimpa no tendrombohitra avo indrindra any Gresy. Atao hoe Όλυμπος, Ólympos na Ólimbos izy amin' ny teny grika. Anisan' ny Olimpa akaikin' ny Hoala Termaikos ao amin' ny Ranomasina Egea izy io, any amin' ny Tandavan-tendrombohitra Ôlimpôsy eo amin' ny sisin-tanin' i Tesalia sy Makedônia, eo anelanelan' ny faritra misy an' i Larissa sy Pieria, 80 km eo ho eo atsimo-andrefan' i Tesalônika.
I Ôlimpa dia malaza ao amin' ny fedrà grika fa fonenan' ny andriamanitra grika, eo amin' ny tendro Mytikas (2 917,727[1] m).
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.