![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/2/2b/Zhdan_Dementiyev_01_Seth_%25281630%2529.jpg/640px-Zhdan_Dementiyev_01_Seth_%25281630%2529.jpg&w=640&q=50)
Seta
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Seta dia olona resahina ao amin'ny Baiboly izay naterak'i Adama sy i Eva, olombelona voalohany noforonin'Andriamanitra. Zanaka fahatelo nanaraka an'i Kaina sy i Abela izy. Izy no razan'i Noa izay nitaranaka ny olombelona taorian'ny safodrano maneran-tany.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/2/2b/Zhdan_Dementiyev_01_Seth_%281630%29.jpg/640px-Zhdan_Dementiyev_01_Seth_%281630%29.jpg)