![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/6b/AeroportTunisCarthage.jpg/640px-AeroportTunisCarthage.jpg&w=640&q=50)
Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenenan'i Tunis-Carthage
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenenan'i Tunis-Carthage (مطار تونس قرطاج الدولي) (kaody AITA : TUN, kaody OACI : DTTA) dia seranam-piaramanidina iraisam-pirenena iray any Tonizia. Valo kilometatra any avaratra andrefan'i Tunis ny misy azy. Nosokafana tamin'ny 1940 izy.
Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenenan'i Tunis-Carthage | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||
---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|
![]() | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Code AITA TUN |
Code OACI DTTA | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Firenena | Tonizia | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Tanàna | Tunis | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Karazana | sivily | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Mpitantana | OACA | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Haabo | 7 m | 22 ft | |||||||||||||||||||||||||||||||||||
Refim-pehintany | 36°51′04″N | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Laharan-jarahasina | 10°13′38″E | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||
| |||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Sokajy | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Seranam-piaramanidina • seranam-piaramanidina araka ny firenena | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Lisitra | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Lisitra ny Seranam-piaramanidina • araka ny kaody AITA araka ny isan'ny mpandeha |
Mitondra ny anaran'i Carthage ilay seranam-piaramanidina, any andrefan'i tanànan'ny Carthage ny misy ilay seranam-piaramanidina. Tamin'izy nosokafana tamin'ny 1940, Tunis-El Aouina ny anaran'ilay seranam-piaramanidina.
Ny OACA ny orinasa mitantana io seranam-piaramanidina io, ny ankabiazan'ny seranam-piaramanidina tonizianina dia voatantan'io orinasa io.
![]() |
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |