From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny seha-pihariana voalohany na sehatr' asa voalohany na sehatra ara-toekarena voalohany na sehatra voalohany dia vondron' asa fihariana ahitana ny asa famokarana akora fototra, mahakasika ny fanangonana sy fitrandrahana ny harena voajanahary. Anisan' izany ny famokarana angovo, ny fambolena, ny fiompiana, ny jono, ny fitrandrahana hazo, ny fitrandrahana harena an-kibon' ny tany, ary ny famokarana sakafo sasany.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.