Samanisma

From Wikipedia, the free encyclopedia

Samanisma
Remove ads

Ny samanisma dia fanao ara-pivavahana izay misy mpitsabo (atao hoe samàna) mifandray amin' ny tontolon' ny fanahy amin' ny alalan' ny toetry ny fahatsiarovan-tenany miova. Matetika ny tanjon' izany dia ny hitarika fanahy na hery ara-panahy ho any amin' ny tontolo ara-batana mba hanasitranana na hanampiana ny olombelona amin' ny fomba hafa.

Thumb
Samàna altay
Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads