![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/50/1172_ruwenzori.jpg/640px-1172_ruwenzori.jpg&w=640&q=50)
Rwenzori
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Rwenzori na Ruwenzori dia tagoron-tendrombohitra kely ao Afrika Afovoany, ao amin' ny sisin-tany manasaraka an' i Oganda sy ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, izay manana tampona mirefy 5 109 m ao amin' ny tendro Marguerite (tendrombohitra Stalney), tampon-tendrombohitra fahatelo avo indrindra aty Afrka, aorian' i Kilimandjaro sy ny tendrombohitra Kenya. Isan' ireo tendrombohitra vitsy misy ranomandry aty Afika izy, ankoatr' i Kilianjaro sy ny tendrombohitra Kenya. Ny ranomandry anefa mety hanjavona noho ny fihafanàn' ny toetany.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/50/1172_ruwenzori.jpg/640px-1172_ruwenzori.jpg)