From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Repoblika Federaly Islamikan' i Kômôro na République fédérale islamique des Comores (RFIC) no repoblika faharoan' i Kômôro mahaleo tena ahitana ny nosy Ngazidja (na Grande Comore) sy Nzwani (Anjouan) ary Mwali (na Mohéli). Niorina izy taorian’ ny fanonganam-panjakana tamin’ ny 13 mey 1978, nisolo toerana ny Fanjakana Kômôriana (1975-1978), nodimbiasin' ny Firaisan' i Kômôro tamin' ny taona 2001.
Inty ny lisitry ny filoham-panjakana kômôriana tao amin' ny Repoblika Federaly Islamikan' i Kômôro.
Anarana | Fe-potoam-piasana | Andraikitra |
Ahmed Abdallah Abderamane | 23 Mey 1978 - 3 Ôktôbra 1978 | Filoha miara-mitantana ny Direktoara pôlitika-miaramila |
Ahmed Mohamed | ||
Ahmed Abdallah Abderamane | 3 Ôktôbra 1978 - 25 Ôktôbra 1978 | Filohan’ny Direktoara |
25 Ôktôbra 1978 - 26/27 Nôvambra 1989 | Filohan’ ny Repoblika voalohany | |
Haribon Chebani | 26 Nôvambra 1989 - 27 Nôvambra 1989 | Filohan' ny Repoblika vonjimaika |
Said Mohamed Djohar | 27 Nôvambra 1989 - 20 Marsa 1990 | |
20 Marsa 1990 - 29 Septambra 1995 | Filohan' ny Repoblika faharoa | |
Combo Ayouba | 29 Septambra 1995 - 2 Ôktôbra 1995 | Mpandrindra ny Kômity miaramilan' ny Tetezamita |
Mohamed Taki Abdoulkarim | 2 Ôktôbra 1995 - 5 Ôktôbra 1995 | Filohan' ny Repoblika miara-mitantana vonjimaika |
Said Ali Kemal | ||
Caabi El-Yachroutu Mohamed | 5 Ôktôbra 1995 - 26 Janoary 1996 | Filohan' ny Repoblika vonjimaika |
Said Mohamed Djohar | 26 Janoary 1996 - 25 Marsa 1996 | Filohan' ny Repoblika fahatelo |
Mohamed Taki Abdoulkarim | 25 Marsa 1996 - 6 Nôvambra 1998 | Filohan' ny Repoblika fahefatra |
Tadjidine Ben Said Massounde | 6 Nôvambra 1998 - 30 Avrily 1999 | Filohan' ny Repoblika vonjimaika |
Azali Assoumani | 30 Avrily 1999 - 6 Mey 1999 | Lehiben' ny Etamazôron' ny Tafi-Pirenan' ny Fampandrosoana |
6 Mey 1999 - 23 Desambra 2001 | Filohan' ny Kômitim-Panjakana |
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.