Repoblika Entim-Bahoakan' i Kôngô
From Wikipedia, the free encyclopedia
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Kôngô izay repoblika faharoan' io firenena io dia fitondrana ara-pôlitika tao Kôngô-Brazzaville tamin' ny 31 Desambra hatramin' ny 15 Marsa 1992. Taorian' ny taona 1992 dia niova anarana ho Repoblikan' i Kôngô fotsiny ilay firenena. Antoko tokana no nitantana an' io repoblika io, dia tsy iza izany fa ny Parti congolais du travail, izay manam-pirehana marksista-leninista.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.