Renzo Piano
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Renzo Piano dia mpanao pôlitika italiana teraka tamin' ny 14 Septambra 1937, loholona mandra-pahafatiny ao amin' ny Repoblika Italiana nanomboka tamin' ny 30 Aogositra 2013. Fantatra indrindra izy tamin' ny nandreseny, teo amin’ ny faha-33 taonany, tamin' ny fifaninanana ho an’ ny Centre Pompidou any Paris, izay naoriny niaraka tamin’ i Richard Rogers. Nahazo ny loka Pritzker, izay mari-boninahitra ambony indrindra amin' ny maritrano, izy tamin' ny taona 1998.
Renzo Piano | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Renzo Piano | ||
Teraka | 14 Septambra 1937 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Italia | ||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||