![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/68/AzovseaNASA.jpg/640px-AzovseaNASA.jpg&w=640&q=50)
Ranomasin' i Azov
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Ranomasin'i Azov (fiteny rosianina: Азо́вское мо́ре, ds. Azovskoye more; fiteny okrainiana Азо́вське мо́ре, Azovs'ke more;), dia ranomasina lehibe eo anelanelan'i Okraina sy Rosia. Ranomasina miray amin'ny Ranomasina Mainty amin'ny alalan'ny Andilan-dranomasin'i Kerch ity ranomasina ity. Ireo tany manodidina ilay ranomasina dia i Krimea (Okraina) any atsinanany ary i Rosia any andrefany.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/68/AzovseaNASA.jpg/640px-AzovseaNASA.jpg)
Mirefy 14 m ny halalin'ilay ranomasina. Eo amin'ny 290 km3 eo ho eo ny hadiriny.