![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/67/Queens_Highlight_New_York_City_Map_Julius_Schorzman.png/640px-Queens_Highlight_New_York_City_Map_Julius_Schorzman.png&w=640&q=50)
Queens
From Wikipedia, the free encyclopedia
Queens dia anisan'ny fokontany dimy ny tanànan'ny New York any Etazonia (miaraka amin'ny Manhattan, Brooklyn, Bronx ary Staten Island). Ao amin'ny kaontian'i Queens (Queens County), fizaran'ny faritan'i New York izy. 2 229 379 ny isan'ny olona tany Queens tamin'ny 2000. Ilay fokontany dia norofonina tamin'ny 1 Novambra 1683, nomena anarana Queen izy ho an'ny voninahitr'i Catherine de Bragance, vadin'i mpanjaka Charles II.
![]() |
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/67/Queens_Highlight_New_York_City_Map_Julius_Schorzman.png/640px-Queens_Highlight_New_York_City_Map_Julius_Schorzman.png)