I Ptôlemaiôsy I, izay atao hoe Ptôlemaiôsy I Sôtera, dia jeneraly makedônianan' i Aleksandra Lehibe sady iray amin' ireo zanaka afaka mandimby ny mpanjaka (atao hoe διάδοχος / diádokhos amin' ny teny grika). Voantendry ho satrapa (solontenam-panjakana) tany Egipta izy tamin' ny fizaràna ny empiran' i Aleksandra tamin' ny taona 323 tal. J.K., nandray anjara tamin' ny ady ara-tafika nifanaovan' ireo diadoka izy ka nifanandrina tamin' i Antigônôsy Mônôftalmôsy sy tamin' ny zananilahy Demetriôsy Pôpliôrtketôsy.
|
Ptôlemaiôsy I Sôtera
|
Ankapobeny
|
Anarana | Ptôlemaiôsy I Sôtera |
Teraka | 367 tal. J.K. |
Maty | 283 tal. J.K. |
Fiaviana sy ny andraikitra
|
Asa : | Tsy fantatra |
Fiainana manokana
|
|