PiFrom Wikipedia, the free encyclopedia Ny isa Pi, soratana amin'ny litera grika π (sora-madinika foana), dia mpanohatra mitovy sanda amin'ny savaivo sy amin'ny refim-paribolana. Ny sandan'ny isa π dia boriborina ho 3,14 na 3,141. raha 1 ny savaivon'ny kapila iray, π ny refi-paribolany.
Ny isa Pi, soratana amin'ny litera grika π (sora-madinika foana), dia mpanohatra mitovy sanda amin'ny savaivo sy amin'ny refim-paribolana. Ny sandan'ny isa π dia boriborina ho 3,14 na 3,141. raha 1 ny savaivon'ny kapila iray, π ny refi-paribolany.