Paris
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Paris, izay indraindray ataon' ny mpanoratra amin' ny teny malagasy hoe Parisy, dia tanàna renivohitr' i Frantsa. Izy ny tanàn-dehibe ngeza indrindra any Frantsa, izy no renivohitr' i Île-de-France, ary Paris intra-muros irery no Commune-Departement any Frantsa. Eo amin' ny vondro-milefaka voalohany indrindra ny la Seine i Paris, eo ampivoan'ny Bassin Parisien, any anirany no misy ny vinanindrano anelanelan'ny Marne sy ny Seine. Any anavan'i Paris no misy ny Oise. Parizianina any anaran'ny olona mipetraka any Paris.
Mbola ambangovangony amin'ny resaka Tanàna ao Frantsa ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
Paris
| |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 2,181,371 mponina | ||
Tanànan-dehibe | 11,174,740 | ||
Ben'ny tanàna | Anne Hidalgo | ||
Firenena | Frantsa | ||
Faritany | Île-de-France | ||
Faritra | NC |
Tamin'ny taonjato faha 17, Parisy ny renivohitry ny fahefana voalohany eoropeana, tamin'ny taonjato faha 18 izy renivohitra ara-kolontsain'i Eoropa ary tamin'ny taonjato faha 19 izy renivohitra ny taozavatra sy ny fahafaliana. Tamin'ny 2008, raha kaontiana daholo ny trano ipetrahana rehetra, 28 tapitrisa ny isan'ny mpandendeha tao Paris, araka ny lazain'ny Office de Tourisme sy ny Kongresa ny renivohitra frantsay.
Paris ny renivohitra ara-toe-karenan'i Frantsa.