Pôlistirenina
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Pôlistirenina (PS raha afohezina) dia pôlimera -(CH2-CH(Ph))n, azo avy amin'ny pôlimerizasiôna ny mônômera ny stirenina CH2=CH-Ph.
![]() |
Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Aprily 2010) Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity. |