Opération Barkhane

From Wikipedia, the free encyclopedia

Opération Barkhane

Ny Operation Barkhane dia hetsika ara-miaramila nataon' ny Tafika Frantsay tao Sahel sy Sahara, miaraka amin' ny fanampiana avy amin' ny tafika mpiara-dia maro, izay natao hiadiana amin' ireo vondrona jihadista salafista mitam-piadiana manerana ny faritra Sahel. Natomboka tamin' ny 1 Aogositra 2014 izany hetsika izany izay nisolo ny Opération Serval sy ny Opération Épervier.

Thumb
Mari-pamantarana ny Opération Barkhane

Tafiditra ao anatin' ny paikadin' ny hery ara-tafika efa voatondro ao amin' ilay faritra izany, miaraka amin' ny firenena rehetra any amin' ilay faritra. Nanetsika miaramila an' arivony hanohitra ny vondrona jihadista maro mifandray amin' ny Al-Qaida na ny Fanjakana Islamika izany hetsika izany.

I Emmanuel Macron, filohan' i Frantsa, dia nanambara tamin' ny 9 Nôvambra 2022 ny fiafaran' ilay hetsika.

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.