From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny ody dia tapa-kazo na tapa-javatra hafa izay ninoan'ny Ntaolo malagasy fa manan-kery hitondra ny soa sy hiaro amin'ny loza. Karazana sampy isam-batan'olona ny ody, ka ninoana fa miaro na manome hery ny olona mitondra na miravaka azy. Ny olona avy amin'ny saranga rehetra dia afaka mitahiry ody. Mety ho tsara ny ody (tahaka ireo izay ampiasain'ny ombiasa mpanasitrana) nefa koa mety ho ratsy (tahaka izay ampiasain'ny mpamosavy).
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.