![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/0b/Cecilia_and_her_family.jpg/640px-Cecilia_and_her_family.jpg&w=640&q=50)
Mponina ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô
andiana toetra, dinamika, rafitra ary fivoaran'ny mponina ao amin'ny Repoblika Demokratikan'i Congo / From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny mponina ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô dia ahitana tanora betsaka, ka 60 %n' ny olona monina ao dia latsaky ny 20 taona. Tombanana ho 107 tapitrisa ny mponina ao amin' io firenena io tamin' ny taona 2021. Efa nisy olona ity faritra ity tamin' ny 200 000 taona tal. J.K. Ny vondrom-poko lehibe indrindra dia ny Kôngô (Kongo), ny Bateke (Bateke), ny Loba (Luba), ny Londa (Lunda) ary ny Koba (Kuba).
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/0b/Cecilia_and_her_family.jpg/640px-Cecilia_and_her_family.jpg)