From Wikipedia, the free encyclopedia
Amin' ny lafin' ny statistika, ny mponina dia vahoaka na olona miaina ao amin' ny toerana iray voafaritra. Ny isan' ny mponina dia isan' ny olona miaina ao amin' ny faritra iray amin' ny fotoana iray.
Ny demôgrafia dia ny fandinihana araka antontanisan' ny isan' ny mponina. Ny fihetsiky ny mponina dia dinihina amin' ny atao hoe siansa ara-tsôsialy, amin' ny toekarena ary amin' ny jeôgrafia, jeôgrafian' ny mponina taha ny marimarina kokoa. Ny fandinihana ny mponina dia voazakan' ny lalàn' ny vina.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.