Mozilla Firefox
From Wikipedia, the free encyclopedia
Mozilla Firefox dia mpitety tranonkala amboarina ary zarain'i Fikambanana Mozilla Foundation, miaraka amin'olona aman-jatony amin'ny alalan'ny fomba fanamboarana ny rindrakajy malalaka/manan-drenifango azo ovaina, ary amin'ny alalan'ny fahalalahan'ny renifango.
Mbola ambangovangony amin'ny resaka rindrankajy sy resaka aterineto ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |