I Mobutu Sese Seko na Joseph-Désiré Mobutu dia mpanao pôlitika sy maresaly sady filohan' i Zaira teo anelanelan' ny taona 1965 sy 1997, Repoblika Demôkratikan' i Kôngô ankehitriny, teraka tao Lisala tamin' ny 14 Ôktôbra 1930 ary maty tamin' ny 7 Septambra 1997 tao Rabat. Joseph Désiré Mobutu no tena anarany, nefa nomena ny anarana hoe Sese Seko Kuku Ngbendu Waza Banga, izay midika hoe "mpiantafika mandresy hatrany tsy azo sakanana", izy.
|
Mobutu Sese Seko
|
Ankapobeny
|
Anarana | Mobutu Sese Seko |
Teraka | 14 Ôktôbra 1930 |
Maty | 7 Septambra 1997 |
Fiaviana sy ny andraikitra
|
Firenena | Repoblika Demokratikan'i Kongo |
Asa : |
|
Fiainana manokana
|
|