![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/c/c4/Meno_simonis.jpg/640px-Meno_simonis.jpg&w=640&q=50)
Menno Simons
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Menno Simons dia mpitondra fivavahana kristiana evanjelika hôlandey anabatista, avy any Friesland (na Frise). Niteraka ny hetsika menônita ny mpanaraka azy. Teraka tamin' ny taona 1496 tao Witmarsum (Nederlandy) izy ary maty tamin' ny 31 Janoary 1561 tao Wüstenfelde (Empira Rômana Masina).
Menno Simons
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Menno Simons | ||
Teraka | taona 1496 | ||
Maty | 31 Janoary 1561 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||